Ny tany izay diavina (Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Dia tany yzdhm maha solafaka tsy mba hay
Ka na iza re mbola nofo tononkira.serasera.org sy rà
Tsy maintsy ho solofaka

Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay

Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjàka ao ny haratsiana febu izay
Tsy hay tanisaina indray

Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako txsen ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67Ha
Vangy : 984
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HentsFio
Daty : 26/07/2023 08:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304