Apetrako (Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Apetrako Aminao ny fiainako ry Ray
Satria fantatrao izay mahatsara ahy
Eny na mafy aza ny ady atrehiko
Dia tsy hatahotra aho f'Ianao no momba ahy

Tantano aho ry Ray mba uovucptt tsy hisaraka tononkira.serasera.org Aminao
Fa maro fandrika qogyf ny lalanay ety
Tahio Jesosy o, jereo ny fiainan-janakao
Tsilovy re ny dia ho tody soa ary

2- Apetrako Aminao ny olam-piainako
'Reo manahirana ahy, mampiasa atidoha
Fa Fahasoavana sy Fiadanana
No gzsxqyn angatahiko, hilamina ny fo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67Ha
Visites : 165
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Ralivat
Date : 19/06/2026 07:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313