Tsapanao ve? (Antoko Mpihira EZRAHITA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapanao ve ny Fitiavany anao ?
Tsaroanao ve nahafoy ny ainy Izy ho anao  
Koa meteza anio vamjhit hanolo tena ho Azy indray
Ny fahotanao ny helokao xxfkqpw efa voadion’i Jeso

Anaty aizina be ny fiainanao
Toa sarotra tsy mety avokoa ‘zay rehetra atao
Lazaiko anao anio fa i Jeso no vahaolanao
Manafaka ny jalinao
Fa tsisy fetra anie ny mamy hatolony
Ho anao ‘zay tena olony
Hanaraka Azy anio

Amin’izao fotoana izao
Raha mety ianao
Manatona jruktqz Azy fa ho raisiny ianao
Ambarako aminao fa i Jeso no tsy mba mandao
Ho tononkira.serasera.org maivana ny vesatrao
Fa tsisy fetra anie ny mamy hatolony
Ho anao ‘zay tena olony
Hanaraka Azy anio

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira EZRAHITA
Vangy : 641
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sevenarak
Daty : 06/04/2023 08:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0392