Tsapanao ve? (Antoko Mpihira EZRAHITA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapanao ve ny Fitiavany anao ?
Tsaroanao ve nahafoy ny ainy Izy ho anao
Koa meteza anio hanolo tena ho Azy indray pdvsk
Ny fahotanao ny helokao efa voadion’i Jeso
Anaty aizina plvwoehp be ny fiainanao
Toa sarotra tsy mety avokoa ‘zay rehetra atao epssahia
Lazaiko anao anio fa i Jeso no vahaolanao
Manafaka ny jalinao
Fa tsisy fetra anie ny mamy hatolony
Ho anao ‘zay tena olony
Hanaraka Azy anio tononkira.serasera.org
Amin’izao fotoana izao
Raha mety ianao
Manatona Azy fa ho raisiny ianao
Ambarako aminao fa i Jeso no tsy mba mandao
Ho maivana ny vesatrao
Fa tsisy fetra anie ny mamy hatolony
Ho anao ‘zay tena olony
Hanaraka Azy anio

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira EZRAHITAHits : 727
Likes : 0 Like
Created by : sevenarak
Date : 06/04/2023 08:43