Tena tia ahy tokoa Jesoa (Antoko Mpihira EZRAHITA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tia ahy tokoa Jesoa
Tsy mba nahafoy ahy Jesoa
Ka namonjy ahy izay nania
Tena tia ahy tokoa Jesoa
Nampitraka cpkdh ny foko tomany
Nanadio ahy tamin'ny rany
Ka nanolotra fiainam-baovao
Tena tia ahy tokoa Jesoa
Tena tononkira.serasera.org sakaiza tsara Jesoa
Sahy nanolotra ny ainy Jesoa
Hamonjeny ahy izay mpanota
Izaho tsy puwibk manana afa-tsy Jesoa
Eny ekeko izay fitondrany
Izay lxhz sitrany sitrako hatrany
Ka natsiky na koa hoe tomany
Jesoa tiako ary tia ahy hatrany
Tsy mba nahafoy ahy Jesoa
Ka namonjy ahy izay nania
Tena tia ahy tokoa Jesoa
Nampitraka cpkdh ny foko tomany
Nanadio ahy tamin'ny rany
Ka nanolotra fiainam-baovao
Tena tia ahy tokoa Jesoa
Tena tononkira.serasera.org sakaiza tsara Jesoa
Sahy nanolotra ny ainy Jesoa
Hamonjeny ahy izay mpanota
Izaho tsy puwibk manana afa-tsy Jesoa
Eny ekeko izay fitondrany
Izay lxhz sitrany sitrako hatrany
Ka natsiky na koa hoe tomany
Jesoa tiako ary tia ahy hatrany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira EZRAHITAHits : 711
Likes : 1 Like
Created by : sevenarak
Date : 03/04/2023 08:29
