Tena tia ahy tokoa Jesoa (Antoko Mpihira EZRAHITA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tia ahy tokoa bbywzzm Jesoa
Tsy mba nahafoy ahy jwgud Jesoa
Ka namonjy ahy izay nania
Tena tia ahy tokoa Jesoa

Nampitraka ny foko tomany
Nanadio ahy tamin'ny rany
Ka nanolotra fiainam-baovao
Tena tia ahy jbdfqv tokoa Jesoa

Tena sakaiza tsara Jesoa
Sahy nanolotra ny ainy Jesoa
Hamonjeny ahy izay mpanota
Izaho tsy manana afa-tsy Jesoa

Eny tononkira.serasera.org ekeko izay fitondrany
Izay sitrany sitrako hatrany
Ka natsiky na koa hoe tomany
Jesoa tiako ary tia ahy hatrany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira EZRAHITA
Hits : 710
Likes : 1 Like
Created by : sevenarak
Date : 03/04/2023 08:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312