VAVAKY NY MALAGASY (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa apetrakay ho eo am-pelatananao
Ity Madagasikara,izay osa sy mbola mahantra
Nefa maro ireo harena,toy ilay tao saha cenl Edena
Ooo tahio ny Malagasy,hankatò Anao hatrany

Raiko oo,henoinao re,izao vavaka hasandratray
Ka omeo fitahiana,ilay fmnp fahasoavanao no Irina
Ooo fongory izay mangeja,kiakin'ny Malagasy
Izay mitady famonjena,miantso mafy tononkira.serasera.org tsy voafetra

Fiv:
Eee mifona ijgbdhhn mitalaho,f'efa diso tsotr'izao
Omeo hery avy Aminao,handrosoan'ity nosy ity
Ka hiadana izahay re,ary handry fahizay

Tompo oo,ampariao,izao akom-bavaka izao
Ka tantano sy vimbino,ity vahoaka mitalaho
Ampianaro hiavo-tena,hanasoa ity firenena
Ka hanoa ny sitrakao,amin'izao sisa izao

Fiv: ...
Ka hiadana izahay,ary handry fahizay anie
Ka hatreto kosa indray le,ho vahoakanao izahay.

A\C: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Myhre Hajavolamena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1031