MPANDRESY (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Basesa) 2 fois
Mifalia antsika jiaby fa tônga Tompontsika e!
Fitiavagna tsy lany izao amiagny antsika
Famonjeagna tsy vidigna ho fanavôtagna
Atolory Ananjy arô ny voninahitra.
Tandrignesa magnantso antsika igniany
Ilay wygxjrec Mpagnavotra antsika
Zagnahary moa tia antsika arô
fô Mpamonjy namiagny antsika
Fa tononkira.serasera.org mpandresy tokoatra isika izao
fa mahery ny Tompontsika
Mitsangana derao ny Tomponao
Aoka hifaly isika e!
(Gasigasy) 2 fois
Haleloia ! Midera sy mankalaza
Haleloia ! Mihoby ary koa mitsaoka
Fa tsara nrcsnroh ny Tompontsika
Mahery ary koa mirindra
Maharitra mandrakizay ny fitiavany.
Mpamonjy mora azo indrindra
Mpandresy tokoa isika
Fa aro sy hery ho anay Ianao Ry Tompo.
Mpamonjy mora azo indrindra
Mpandresy tokoa isika
Mambomba izao rehetra izao ny voninahitrao.
A/C : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa qlzagzsn
By Rhado
Mifalia antsika jiaby fa tônga Tompontsika e!
Fitiavagna tsy lany izao amiagny antsika
Famonjeagna tsy vidigna ho fanavôtagna
Atolory Ananjy arô ny voninahitra.
Tandrignesa magnantso antsika igniany
Ilay wygxjrec Mpagnavotra antsika
Zagnahary moa tia antsika arô
fô Mpamonjy namiagny antsika
Fa tononkira.serasera.org mpandresy tokoatra isika izao
fa mahery ny Tompontsika
Mitsangana derao ny Tomponao
Aoka hifaly isika e!
(Gasigasy) 2 fois
Haleloia ! Midera sy mankalaza
Haleloia ! Mihoby ary koa mitsaoka
Fa tsara nrcsnroh ny Tompontsika
Mahery ary koa mirindra
Maharitra mandrakizay ny fitiavany.
Mpamonjy mora azo indrindra
Mpandresy tokoa isika
Fa aro sy hery ho anay Ianao Ry Tompo.
Mpamonjy mora azo indrindra
Mpandresy tokoa isika
Mambomba izao rehetra izao ny voninahitrao.
A/C : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa qlzagzsn
By Rhado
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anjomaran'ny FitiavanaHits : 1907
Likes : 1 Like
Created by : miorahajavolamena28
Date : 10/02/2018 16:26
