VAVAKY NY MALAGASY (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa apetrakay ho eo am-pelatananao
Ity Madagasikara,izay osa sy mbola mahantra
Nefa maro ireo harena,toy ilay tao saha Edena
Ooo tahio ny Malagasy,hankatò vpsg Anao hatrany

Raiko oo,henoinao re,izao vavaka hasandratray
Ka omeo fitahiana,ilay fahasoavanao no Irina
Ooo fongory izay mangeja,kiakin'ny Malagasy
Izay mitady famonjena,miantso mafy tsy voafetra

Fiv:
Eee mifona mitalaho,f'efa diso tsotr'izao
Omeo hery ebhul avy Aminao,handrosoan'ity nosy ity
Ka hiadana izahay re,ary handry fahizay

Tompo oo,ampariao,izao bcod akom-bavaka izao
Ka tantano sy vimbino,ity vahoaka mitalaho
Ampianaro hiavo-tena,hanasoa ity firenena
Ka hanoa ny sitrakao,amin'izao sisa izao

Fiv: ...
Ka hiadana izahay,ary handry fahizay tononkira.serasera.org anie
Ka hatreto kosa indray le,ho vahoakanao izahay.

A\C: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Myhre Hajavolamena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0393