Ampidiro aloha ny tenimiafina
VAVAKY NY MALAGASY (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa apetrakay ho eo am-pelatananao
Ity Madagasikara,izay osa sy mbola mahantra
Nefa maro ireo harena,toy ilay tao saha Edena
Ooo tahio ny Malagasy,hankatò Anao hatrany
Raiko oo,henoinao re,izao vavaka hasandratray
Ka omeo fitahiana,ilay ziytgnr fahasoavanao no Irina
Ooo fongory izay mangeja,kiakin'ny Malagasy
Izay mitady famonjena,miantso mafy tsy voafetra
Fiv:
Eee mifona tononkira.serasera.org mitalaho,f'efa diso tsotr'izao
Omeo hery avy Aminao,handrosoan'ity nosy ity
Ka hiadana izahay re,ary handry fahizay
Tompo oo,ampariao,izao akom-bavaka izao
Ka tantano uofnovhd sy vimbino,ity vahoaka mitalaho
Ampianaro hiavo-tena,hanasoa ity firenena
Ka hanoa ny sitrakao,amin'izao sisa izao
Fiv: ...
Ka hiadana wmsuhhp izahay,ary handry fahizay anie
Ka hatreto kosa indray le,ho vahoakanao izahay.
A\C: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Myhre Hajavolamena

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anjomaran'ny FitiavanaHits : 1633
Likes : 0 Like
Created by : miorahajavolamena28
Date : 29/04/2018 09:32