Tonga ilay Mesia (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana xznra fihobiana hasandratsika anio
Teraka ho antsika indray tonga ilay Mesia
'Zao tontolo izao miarapaly avokoa
Fa nahazo vyrp famonjena dia ilay Jesoa

Ooouuuu ooouuuhhh ooouuuhhhhh
Aaaaahhhhh aahhh ahhhha ahhhh

Fifaliana fihobiana hasandratsika anio
Teraka ho antsika indray tonga ilay Mesia
'Zao tontolo izao miarapaly avokoa
Fa nahazo famonjena dia ilay Jesoa

Tonga izao ny fotoana hiderana Anao
Dera laza hery haja hasandratray tononkira.serasera.org ho Anao
Fa mpamonjy no teraka ho Anao
Raiso ka hanjakao ny foko mendrika ho Anao


Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA jsmwec Handrisoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317