OMEO HERY (Hira faneva faha-10 taona Anjomaran'ny Fitiavana) (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera Anao izahay, ry Tompo Andriamanitray
Tehirizo izahay hitoetra ao Aminao
Hahay hanara-dia Anao, sy hankatò ny sitrakao
Ka ho vavolombelonao, n'inona hatao
Fiv:
Hitory ny Anaranao amin'ny tononkira.serasera.org rahalahiko aho
Ny fiderana Anao no hataoko mandrakariva, Tompo oo
Rakofy ny mcjcjljf fanahinao, ho lavorary izay hatao
Ho mendrika tokoa ny Voninahitrao
Misaotra Anao izahay, fa tsy nafoinao ry Ray
Ampoky ny fitahianao sy fgdvbujn ny Fitiavanao
Fa notendrenao ho irakao, mba ho Mpandresy toa Anao
Hitory koa ny teninao, n'aiza misy anay
Fiv ...
Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By hhrjxc Miora Hajavolamena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anjomaran'ny FitiavanaVangy : 819
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miorahajavolamena28
Daty : 02/07/2023 08:20