OMEO HERY (Hira faneva faha-10 taona Anjomaran'ny Fitiavana) (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera Anao izahay, ry Tompo Andriamanitray
Tehirizo izahay hitoetra ao Aminao
Hahay hanara-dia Anao, sy hankatò ny sitrakao
Ka ho fmjd vavolombelonao, n'inona hatao
Fiv:
Hitory ny Anaranao amin'ny rahalahiko aho
Ny fiderana Anao no hataoko mandrakariva, Tompo oo
Rakofy ny fanahinao, ho lavorary izay hatao
Ho mendrika tokoa ny Voninahitrao
Misaotra safv Anao izahay, fa tsy tononkira.serasera.org nafoinao ry Ray
Ampoky ny fitahianao sy ny Fitiavanao
Fa notendrenao ho irakao, mba ho Mpandresy toa Anao
Hitory koa hcirse ny teninao, n'aiza misy anay
Fiv ...
Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora Hajavolamena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anjomaran'ny FitiavanaVisites : 818
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : miorahajavolamena28
Date : 02/07/2023 08:20