OMEO HERY (Hira faneva faha-10 taona Anjomaran'ny Fitiavana) (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera Anao izahay, ry Tompo Andriamanitray
Tehirizo izahay hitoetra ao Aminao
Hahay hanara-dia Anao, sy hankatò ny sitrakao
Ka ho vavolombelonao, n'inona hatao

Fiv:
Hitory ny Anaranao amin'ny rahalahiko aho
Ny fiderana Anao no hataoko mandrakariva, Tompo oo
Rakofy ny fanahinao, ho znklj lavorary izay hatao
Ho mendrika tononkira.serasera.org tokoa ny Voninahitrao

Misaotra Anao gzptpwh izahay, fa tsy nafoinao ry Ray
Ampoky ny ikxkqb fitahianao sy ny Fitiavanao
Fa notendrenao ho irakao, mba ho Mpandresy toa Anao
Hitory koa ny teninao, n'aiza misy anay

Fiv ...

Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora Hajavolamena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1966