NOFIDINAO (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa , endre ny fitiavanao anay
Jesoa, tonga tokoa Ilay Mpamonjy mrnihgu anay
Dera, sy laza, haja saotra ho Anao
R'Ilay tononkira.serasera.org Mpizara Teny soa
Mpanavotr'ihany koa
Mitoera anatin'ny gzucr fonay
Ry Tompo, faly sy ravo izahay
'Zay noharianao indray
Netehirizinao fa jvdxchen tsy nafoinao
Tonga mpandresy toa Anao
Nofidinao hatao mpiray lova Aminao
Ho rakotry ny fiadananao
Famaranana:
Ka dia nofidinao ny ho mpianatrao koa
Mba ho iray ao Aminao Jesoa
Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena
Jesoa, tonga tokoa Ilay Mpamonjy mrnihgu anay
Dera, sy laza, haja saotra ho Anao
R'Ilay tononkira.serasera.org Mpizara Teny soa
Mpanavotr'ihany koa
Mitoera anatin'ny gzucr fonay
Ry Tompo, faly sy ravo izahay
'Zay noharianao indray
Netehirizinao fa jvdxchen tsy nafoinao
Tonga mpandresy toa Anao
Nofidinao hatao mpiray lova Aminao
Ho rakotry ny fiadananao
Famaranana:
Ka dia nofidinao ny ho mpianatrao koa
Mba ho iray ao Aminao Jesoa
Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anjomaran'ny FitiavanaVangy : 598
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miorahajavolamena28
Daty : 08/07/2023 17:07
