NOFIDINAO (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa , endre ny fitiavanao xgrnhud anay
Jesoa, tonga tokoa Ilay Mpamonjy nsofvaq anay
Dera, sy laza, haja saotra ho Anao
R'Ilay Mpizara Teny soa
Mpanavotr'ihany koa
Mitoera anatin'ny fonay

Ry Tompo, faly sy ravo izahay
'Zay noharianao indray
Netehirizinao fa tsy nafoinao
Tonga mpandresy toa Anao
Nofidinao hatao mpiray egid lova Aminao
Ho rakotry ny fiadananao

Famaranana:
Ka dia nofidinao ny ho mpianatrao koa
Mba ho iray ao Aminao Jesoa

Tonony sy feony tononkira.serasera.org : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294