NOFIDINAO (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa , endre ny fitiavanao anay
Jesoa, tonga tokoa Ilay Mpamonjy anay
Dera, sy laza, haja saotra ho Anao
R'Ilay Mpizara wqsrzd Teny soa
Mpanavotr'ihany koa
Mitoera anatin'ny fonay

Ry Tompo, faly sy ravo izahay
'Zay noharianao indray
Netehirizinao fa tsy iwhmo nafoinao
Tonga mpandresy toa Anao
Nofidinao tononkira.serasera.org hatao mpiray lova Aminao
Ho rakotry ny fiadananao

Famaranana:
Ka dia nofidinao ny ho mpianatrao koa
Mba ho iray ao Aminao Jesoa

Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By vbbnt Hajavolamena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0407