MAHERY IANAO (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Choeur:Ouuhh ouuuhh ouuhhh
Ahhh ahh ahhhh ahhh
Solo: Ry Tompo any an-danitra
ajpa Mitsaoka Anao izahay
Atao anie ny sitrakao
Tsy takatry ny saina, ry Tompo ny herinao
'Lay hery tsy hay lazaina, atafinao anay
Oo mamelà ny helokay ry Ray
Iankohofanay ny voninahitrao
Ref: Mpandresy hatrany ry Jesoa, mahery Ianao
tononkira.serasera.org Hery tsy hay tohaina Ianao ry Ray Tsitoha
Fihino izahay ho tena mpianatrao
Hanoa ny sitrakao, ho mpandresy toa Anao
Tsy takatry ny saina, ny fitiavanao
Ianao no tsy mandao raha tojo ady sarotra
Izahay mifona Tompo oo,
Tsy mendrika akory, ny wankpgle atao ho irakao
Ref:...
Ho Anao ny dera vzyq laza ary koa, ny voninahitra
Mahery Ianao....
Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Rhado

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anjomaran'ny FitiavanaHits : 2274
Likes : 0 Like
Created by : miorahajavolamena28
Date : 11/06/2018 11:58