MAHERY IANAO (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Choeur:Ouuhh ouuuhh ouuhhh
       icmca        Ahhh ahh ahhhh ahhh

Solo: Ry Tompo any an-danitra
          Mitsaoka Anao izahay
          Atao anie ny sitrakao

Tsy takatry ny saina, ry Tompo ny herinao
'Lay hery tsy poenast hay lazaina, atafinao anay
Oo mamelà ny helokay ry Ray
Iankohofanay ny voninahitrao

Ref: Mpandresy hatrany ry Jesoa, mahery Ianao
     cepiekvv    Hery tsy hay tohaina Ianao ry Ray Tsitoha
        Fihino izahay ho tena mpianatrao
     tononkira.serasera.org    Hanoa ny sitrakao, ho mpandresy toa Anao

Tsy takatry ny saina, ny fitiavanao
Ianao no tsy mandao raha tojo ady sarotra
Izahay mifona Tompo oo,
Tsy mendrika akory, ny atao ho irakao

Ref:...  

Ho Anao ny dera laza ary koa, ny voninahitra
Mahery Ianao....


Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Rhado

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0415