MAHERY IANAO (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Choeur:Ouuhh ouuuhh ouuhhh
Ahhh ahh ahhhh ahhh
Solo: Ry Tompo any an-danitra
Mitsaoka Anao izahay
Atao anie ny sitrakao
Tsy takatry ny saina, ry Tompo ny herinao
'Lay hery tsy hay lazaina, atafinao anay
Oo mamelà ny helokay ry Ray
Iankohofanay ny voninahitrao
Ref: Mpandresy hatrany ry Jesoa, mahery Ianao
Hery tsy hay tohaina Ianao ry Ray Tsitoha
tononkira.serasera.org Fihino izahay ho tena mpianatrao
Hanoa xyfze ny sitrakao, ho mpandresy toa Anao
Tsy takatry ny saina, ny gaxh fitiavanao
Ianao no tsy mandao raha tojo ady sarotra
Izahay mifona Tompo oo,
Tsy mendrika akory, ny atao ho irakao
Ref:...
Ho Anao ny dera laza qitylik ary koa, ny voninahitra
Mahery Ianao....
Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Rhado

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anjomaran'ny FitiavanaHits : 2239
Likes : 0 Like
Created by : miorahajavolamena28
Date : 11/06/2018 11:58