Ampidiro aloha ny tenimiafina
DERAINAY MANDRAKIZAY (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fitiavanao r'Ilay jiblj Tsitoha, no toky ho anay
Ny fanahy masinao Jeso, nikolo hatrizay
Maro ny sedra sy ny fitsapana
Fa teo foana Ianao nitantana anay
Na dia rmks teo 'lay fahoriana toa vao nanefy anay
Nampitraka Ianao Jeso nanasitrana
Fanoitra mampijoro finoana
He! Navotanao, inty aho iraho
Fiv:
Ny Anaranao no ho derainay mandrakizay
Havaozinay ny fanolorantenanay ho Anao ry Ray
Midera Anao 'zahay, ary mankalaza
Voninahitra ho Anao dgqhupjn Tomponay
Trio lehilahy :
Fa saiky rendrik'izahay no navotanao
Ny tànanao natsotranao mba ho avotray
Vimbino izahay tsy ho lavo koa
Hahery ao Aminao inty aho Jeso
Fiv...
Trio lehilahy (famaranana)
Fihino izahay ho Anao ry Ray
Hira faneva faha-31 taona namoronana hira
Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora tononkira.serasera.org Hajavolamena
Ny fanahy masinao Jeso, nikolo hatrizay
Maro ny sedra sy ny fitsapana
Fa teo foana Ianao nitantana anay
Na dia rmks teo 'lay fahoriana toa vao nanefy anay
Nampitraka Ianao Jeso nanasitrana
Fanoitra mampijoro finoana
He! Navotanao, inty aho iraho
Fiv:
Ny Anaranao no ho derainay mandrakizay
Havaozinay ny fanolorantenanay ho Anao ry Ray
Midera Anao 'zahay, ary mankalaza
Voninahitra ho Anao dgqhupjn Tomponay
Trio lehilahy :
Fa saiky rendrik'izahay no navotanao
Ny tànanao natsotranao mba ho avotray
Vimbino izahay tsy ho lavo koa
Hahery ao Aminao inty aho Jeso
Fiv...
Trio lehilahy (famaranana)
Fihino izahay ho Anao ry Ray
Hira faneva faha-31 taona namoronana hira
Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora tononkira.serasera.org Hajavolamena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anjomaran'ny FitiavanaVangy : 655
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miorahajavolamena28
Daty : 03/07/2023 17:35
