DERAINAY MANDRAKIZAY (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fitiavanao r'Ilay Tsitoha, znbw no toky ho anay
Ny fanahy masinao Jeso, nikolo hatrizay
Maro ny sedra sy ny fitsapana
Fa teo foana Ianao nitantana anay
Na dia teo 'lay fahoriana toa vao nanefy anay
Nampitraka Ianao Jeso nanasitrana
Fanoitra mampijoro finoana
He! Navotanao, inty aho efxyjwq iraho
Fiv:
Ny Anaranao no ho derainay tononkira.serasera.org mandrakizay
Havaozinay ny fanolorantenanay ho Anao ry ppfsnmmx Ray
Midera Anao 'zahay, ary mankalaza
Voninahitra ho Anao Tomponay
Trio lehilahy :
Fa saiky rendrik'izahay no navotanao
Ny tànanao natsotranao mba ho avotray
Vimbino izahay tsy ho lavo koa
Hahery ao Aminao inty aho Jeso
Fiv...
Trio lehilahy (famaranana)
Fihino izahay ho Anao ry Ray
Hira faneva faha-31 taona namoronana hira
Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora Hajavolamena
Ny fanahy masinao Jeso, nikolo hatrizay
Maro ny sedra sy ny fitsapana
Fa teo foana Ianao nitantana anay
Na dia teo 'lay fahoriana toa vao nanefy anay
Nampitraka Ianao Jeso nanasitrana
Fanoitra mampijoro finoana
He! Navotanao, inty aho efxyjwq iraho
Fiv:
Ny Anaranao no ho derainay tononkira.serasera.org mandrakizay
Havaozinay ny fanolorantenanay ho Anao ry ppfsnmmx Ray
Midera Anao 'zahay, ary mankalaza
Voninahitra ho Anao Tomponay
Trio lehilahy :
Fa saiky rendrik'izahay no navotanao
Ny tànanao natsotranao mba ho avotray
Vimbino izahay tsy ho lavo koa
Hahery ao Aminao inty aho Jeso
Fiv...
Trio lehilahy (famaranana)
Fihino izahay ho Anao ry Ray
Hira faneva faha-31 taona namoronana hira
Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora Hajavolamena
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anjomaran'ny FitiavanaVisites : 689
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : miorahajavolamena28
Date : 03/07/2023 17:35
