DERAINAY MANDRAKIZAY (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fitiavanao r'Ilay Tsitoha, no toky ho anay
Ny fanahy masinao Jeso, nikolo hatrizay
Maro ny sedra sy ny fitsapana
Fa teo foana Ianao nitantana anay

Na dia teo 'lay fahoriana toa vao nanefy anay
Nampitraka Ianao Jeso nanasitrana
Fanoitra mampijoro qvjywa finoana
He! Navotanao, inty aho iraho

Fiv:
Ny ldmrfhq Anaranao no ho derainay mandrakizay
Havaozinay ny fanolorantenanay ho Anao ry Ray
Midera Anao 'zahay, rropy ary mankalaza
Voninahitra  ho Anao Tomponay

Trio lehilahy :
Fa saiky rendrik'izahay no navotanao
Ny tànanao natsotranao mba ho avotray
Vimbino izahay tsy ho lavo koa
Hahery tononkira.serasera.org ao Aminao inty aho Jeso

Fiv...

Trio lehilahy (famaranana)
Fihino izahay ho Anao ry Ray

Hira faneva faha-31 taona namoronana hira
Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora Hajavolamena

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1629