DERA HO ANAO (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Afaka izao ny otanay ry Tompo
Saotra dera laza no atolotray Anao
Lehibe ny fahasoavana vcuwyq avy Aminao
Mamiratra ulvhci tokoa ny Voninahitrao

Fiv:
Dera ho Anaory Jesoa Ô
(Jesoa Kristy)
(Mpamonjy)
Satria Ianao no Mpamonjiko ooo
Dera ho Anaory Jesoa Ô
(Jesoa Kristy)
(Mpamonjy)
Satria Ianao no Mpamonjy

Azonay tokoa ny famonjena Tompo ô
Saotra dera laza bmfdgpu no tononkira.serasera.org atplotray Anao
Indro asandratray ambony izao ny tànanay
Tsy hiala Aminao 'zahay mandrakizay

Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298