DERA HO ANAO (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Afaka izao ny otanay ry Tompo
Saotra dera laza no atolotray Anao
Lehibe hyla ny fahasoavana avy Aminao
Mamiratra tokoa ny Voninahitrao

Fiv:
Dera ho pnjelnas Anaory Jesoa Ô
(Jesoa Kristy)
(Mpamonjy)
Satria Ianao no Mpamonjiko ooo
Dera ho Anaory Jesoa Ô
(Jesoa tononkira.serasera.org Kristy)
(Mpamonjy)
Satria Ianao no Mpamonjy

Azonay tokoa ny famonjena Tompo ô
Saotra dera laza no atplotray Anao
Indro asandratray ambony izao ny tànanay
Tsy hiala Aminao 'zahay mandrakizay

Tonony hmqmst sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6637