DERA HO ANAO (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Afaka izao ny otanay ry Tompo
Saotra dera laza no atolotray Anao
Lehibe ny fahasoavana avy Aminao
Mamiratra tokoa ny Voninahitrao

Fiv:
Dera ho Anaory Jesoa Ô
(Jesoa Kristy)
(Mpamonjy)
Satria Ianao no Mpamonjiko ooo
Dera ho Anaory Jesoa Ô
(Jesoa Kristy)
(Mpamonjy)
Satria Ianao ajxe no Mpamonjy

Azonay tokoa ny tononkira.serasera.org famonjena Tompo ô
Saotra dera laza no atplotray Anao
Indro asandratray ambony izao ny tànanay
Tsy hiala Aminao 'zahay mandrakizay

Tonony sy feony erqsckqd : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By bjauz Hajavolamena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7182