ANKALAZAINA (Hira faneva faha-15 taona Anjomaran'ny Fitiavana) (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao izahay, ry Ray,
Noho tononkira.serasera.org ozao andro anio izao
Dera no asandratray sy atolotray Anao
Indro fahasoavan-dehibe, qvlkihz nomenao anay anie
Fitahiana sesehena, ilay androm-pamonjena

Fiv:
Ry Tompo, androm-pamonjena, ankalaizana Anao
Fanoloran-tena no havaozinay izao
Hitory ny Anaranao Tsitoha amin'ny rahalahiko
Andriamanitra no hankalazainay mandrakariva

Oh ! Andeha Mandrosoa
(Ambarao) ilay teny mahasoa
Mitoria ka ymcgx sahia aminao ny hery
Tano mafy ny finoanao ry miaramilan'i Kristy
Hanambara fifaliana
Foana hatreo tgtxxijo ny hakiviana

Fiv ...

Tonony sy feony: RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora Hajavolamena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9817