ANKALAZAINA (Hira faneva faha-15 taona Anjomaran'ny Fitiavana) (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao izahay, ry Ray,
Noho ozao andro anio izao
Dera no asandratray sy atolotray Anao
Indro fahasoavan-dehibe, nomenao anay anie
Fitahiana sesehena, ilay androm-pamonjena

Fiv:
Ry Tompo, androm-pamonjena, ankalaizana Anao
Fanoloran-tena no havaozinay izao
Hitory ny Anaranao Tsitoha amin'ny rahalahiko
Andriamanitra no hankalazainay mandrakariva

Oh ! Andeha mnlbs Mandrosoa
(Ambarao) ilay teny mahasoa
Mitoria ka sahia aminao ny hery
Tano mafy tononkira.serasera.org zuvp ny finoanao ry miaramilan'i Kristy
Hanambara fifaliana
Foana hatreo ny hakiviana

Fiv ...

Tonony sy feony: hqlciee RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora Hajavolamena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0361