ANKALAZAINA (Hira faneva faha-15 taona Anjomaran'ny Fitiavana) (Anjomaran'ny Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao izahay, ry Ray,
Noho ozao andro anio izao
Dera no asandratray sy atolotray Anao
Indro fahasoavan-dehibe, nomenao anay anie
Fitahiana sesehena, ilay androm-pamonjena
Fiv:
Ry Tompo, mvoio androm-pamonjena, ankalaizana Anao
Fanoloran-tena no havaozinay izao
Hitory ny Anaranao Tsitoha amin'ny rahalahiko
Andriamanitra no hankalazainay mandrakariva
Oh ! Andeha veosvvpl uwtzavoc Mandrosoa
(Ambarao) ilay teny mahasoa
Mitoria ka sahia aminao ny hery
Tano mafy ny finoanao ry miaramilan'i Kristy
Hanambara fifaliana
Foana hatreo ny hakiviana
Fiv ...
Tonony sy feony: RAZAFINDRAZAKA tononkira.serasera.org Handrisoa
By Miora Hajavolamena

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anjomaran'ny FitiavanaHits : 915
Likes : 0 Like
Created by : miorahajavolamena28
Date : 03/07/2023 16:52