Tsy ho resy tsy miady (Anicet)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tsy hilavo lefona 'zaho na ho resy tsy miady
Zaho manana anao mpanolo-tsaina mahay
Ka izay ho lazainao kazw rahampitso dia ho ekeko sahady
Zaho manaiky anao mandrakizay
ref:Fa raha izaho tononkira.serasera.org manana anao aho,azo itokiana tsotr'izao
Tompo ô!tsy quwkkd mba ho kivy aho na ho resy tsy miady fa manana anao.
Tompo ô raha ny havoaky ny anio zava-miafina tsy haiko
Soa fa manana anao mpanolo-tsaina mahay
Ka raha misy atnehzrk ny zava-mahory mety handreraka ny aiko.
Zaho matoky anao mpiady mahay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnicetVangy : 14151
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivomanana6263
Daty : 05/04/2016 14:30