Tsy ho resy tsy miady (Anicet)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tsy hilavo lefona 'zaho na ho resy tsy miady
Zaho manana anao mpanolo-tsaina mahay
Ka izay ho lazainao rahampitso kqrbjdqv dia ho ekeko sahady
Zaho manaiky tononkira.serasera.org anao fmwujjg mandrakizay

ref:Fa raha izaho manana anao aho,azo itokiana tsotr'izao
   Tompo ô!tsy mba ho kivy aho na ho resy tsy miady fa manana anao.

Tompo ô raha ny havoaky ny anio zava-miafina tsy haiko
Soa fa manana anao mpanolo-tsaina mahay
Ka tzjgrct raha misy ny zava-mahory mety handreraka ny aiko.
Zaho matoky anao mpiady mahay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Anicet
Visites : 13563
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rivomanana6263
Date : 05/04/2016 14:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298