Tsisy resy tsy miady (Anicet)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ilavo lavo lefona 'zaho
Na ho resy tsy miady
'Zaho manana Anao
Mpanolon-tsaina mahay.
Ka izay ho lazainao rahampitso
Dia ho ekeko sahady
'Zaho manaiky Anao,
Mandrakizay. (X2)
Ref:
Fa raha izaho, manana Anao aho
Azo itokiana tsotra izao
Tompo ô, tsy mba ho kivy aho
Na tononkira.serasera.org ho resy tsy miady,
Fa manana Anao. (X2)
....
Tompo ô, pfsx raha ny avoaka ny anio
'Zava-miafina tsy haiko
Soa fa manana Anao,
Mpanolon-tsaina mahay
Koa rwgulqu raha misy ny zava-mahaory
Mety andreraka ny aiko
'Zaho mahatoky Anao,
Mpiady fzgma mahay.
Ref: ... (X2)
....
Ref: ...
Na ho resy tsy miady,
Fa manana Anao. (X2)
Na ho resy tsy miady
'Zaho manana Anao
Mpanolon-tsaina mahay.
Ka izay ho lazainao rahampitso
Dia ho ekeko sahady
'Zaho manaiky Anao,
Mandrakizay. (X2)
Ref:
Fa raha izaho, manana Anao aho
Azo itokiana tsotra izao
Tompo ô, tsy mba ho kivy aho
Na tononkira.serasera.org ho resy tsy miady,
Fa manana Anao. (X2)
....
Tompo ô, pfsx raha ny avoaka ny anio
'Zava-miafina tsy haiko
Soa fa manana Anao,
Mpanolon-tsaina mahay
Koa rwgulqu raha misy ny zava-mahaory
Mety andreraka ny aiko
'Zaho mahatoky Anao,
Mpiady fzgma mahay.
Ref: ... (X2)
....
Ref: ...
Na ho resy tsy miady,
Fa manana Anao. (X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnicetVangy : 3396
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 08/12/2021 19:58
