Aleoko izy ihany! (Anicet)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Raha misy asa tiako atao dia tononkira.serasera.org antsoiko Jesosy,
N'aiza n'aiza misy ahy dia mbola hiantso azy aho.
Na tsy mendrika aza aho ny atao hoe zanany,mitondra famonjena ho ahy ny anarany.
Ref: Aleoko izy ihany fa adala nomen-tanan'ondry aho,
Na soloina hofany aza tsy mety
Raha ny famonjena izay natolony ahy.
Aleoko izy ihany,na mahantra aho na manankarena,
Andriamanitra no efa tmfx nekena,
Ka na faly ny fo na tomany aleoko izy ihany,
2-Raha miatrika ady aho indraindray dia antsoiko Jesosy.
Raha misy fitahiana koa dia mbola hiantso azy nqdql aho
Ny fiainako rehetra eo an-tanany
Mitondra fandresena ho ahy ny anarany. onskbwjg

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnicetVangy : 1283
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivomanana6263
Daty : 11/11/2021 10:38