Vita ny ady (Anicet)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Apetrako ny fiadiako
rehefa miala ety Aho
Safononoka ny fifaliako e
Fa ho any AMINAO
hamakivaky iny habakabaka iny sdoopp aho
Sambatsambatra ery
dia ho any AMINAO aho JESOSY oh
mandrakizay doria
Refrain:
Satria vita ny adiko
Ho any AMINAO aho
Eo ambavahadin'ny tononkira.serasera.org lanitra
No hitsenaNao Ahy
Dia ho antsoinao ny anarako
Izay voasoratra ao anaty boky
Hoy IANAO hoe uxgkgrbt midira amin'ny fifaliako
Ry ilay mahatoky
2/Tsy ho foana ny fanantenako
Fa indray andro any
Ho foana avokoa ksbdso ny alahelo e
Amin'izany andro izany
Fa ho any AMINAO aho JESOSY oh
Ka ho feno hafaliana
Ho avelako eto fa tsy ilaiko intsony e
Ireo fiadiana
rehefa miala ety Aho
Safononoka ny fifaliako e
Fa ho any AMINAO
hamakivaky iny habakabaka iny sdoopp aho
Sambatsambatra ery
dia ho any AMINAO aho JESOSY oh
mandrakizay doria
Refrain:
Satria vita ny adiko
Ho any AMINAO aho
Eo ambavahadin'ny tononkira.serasera.org lanitra
No hitsenaNao Ahy
Dia ho antsoinao ny anarako
Izay voasoratra ao anaty boky
Hoy IANAO hoe uxgkgrbt midira amin'ny fifaliako
Ry ilay mahatoky
2/Tsy ho foana ny fanantenako
Fa indray andro any
Ho foana avokoa ksbdso ny alahelo e
Amin'izany andro izany
Fa ho any AMINAO aho JESOSY oh
Ka ho feno hafaliana
Ho avelako eto fa tsy ilaiko intsony e
Ireo fiadiana
--------
Rohy:
