Tsy ho resy tsy miady (Anicet)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Tsy hilavo lefona 'zaho xxlqpe na ho resy tsy miady
Zaho manana anao mpanolo-tsaina mahay
Ka izay ho lazainao rahampitso dia ho ekeko sahady
Zaho manaiky anao mandrakizay

ref:Fa raha izaho manana anao aho,azo itokiana tsotr'izao
   Tompo ô!tsy mba ho kivy aho na ho resy tsy miady fa manana anao.

Tompo ô raha ny tononkira.serasera.org havoaky ny anio zava-miafina tsy haiko
Soa fa manana anao muoe mpanolo-tsaina mahay
Ka danuzfp raha misy ny zava-mahory mety handreraka ny aiko.
Zaho matoky anao mpiady mahay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Anicet
Hits : 13564
Likes : 0 Like
Created by : Rivomanana6263
Date : 05/04/2016 14:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0287