Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ampy izay (AMPIFITIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AMPY IZAY
Vady tiako ianao
novoadiako tamin-dray
olo roa nofo iray
izaho sy tononkira.serasera.org aoqccka ianao
roapolo taona dekcj izay
fianantsika raha lazaina
dia misy izay ilaina
fa ny mampanahy
mampatahotra ahy
ny fianantsika mianakavy
arapanahy
ampy izay vita
ny andro lasantsika
nanao ny tsy fanao
izay pzyqc fomba jentilisa
vola maloto harena maloto
hafointsika avokoa
Vady tiako ianao
novoadiako tamin-dray
olo roa nofo iray
izaho sy tononkira.serasera.org aoqccka ianao
roapolo taona dekcj izay
fianantsika raha lazaina
dia misy izay ilaina
fa ny mampanahy
mampatahotra ahy
ny fianantsika mianakavy
arapanahy
ampy izay vita
ny andro lasantsika
nanao ny tsy fanao
izay pzyqc fomba jentilisa
vola maloto harena maloto
hafointsika avokoa
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : AMPIFITIAVangy : 5788
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narimanana
Daty : 03/07/2018 21:19
