Ampy izay (AMPIFITIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AMPY IZAY
Vady tiako lpgbhb ianao
novoadiako tamin-dray
olo roa nofo iray
izaho sy ianao
roapolo tononkira.serasera.org taona izay
fianantsika raha lazaina
dia misy izay ilaina
fa ny mampanahy
mampatahotra ahy
ny fianantsika mianakavy
arapanahy
ampy izay vita
ny andro lasantsika
nanao ny tsy fanao
izay fomba jentilisa
vola dnithc koxf maloto harena maloto
hafointsika avokoa
Vady tiako lpgbhb ianao
novoadiako tamin-dray
olo roa nofo iray
izaho sy ianao
roapolo tononkira.serasera.org taona izay
fianantsika raha lazaina
dia misy izay ilaina
fa ny mampanahy
mampatahotra ahy
ny fianantsika mianakavy
arapanahy
ampy izay vita
ny andro lasantsika
nanao ny tsy fanao
izay fomba jentilisa
vola dnithc koxf maloto harena maloto
hafointsika avokoa
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : AMPIFITIAVangy : 5992
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narimanana
Daty : 03/07/2018 21:19
