AMPIFITIA
Nampiditra : armande
Tamin'ny : 02/07/2008 13:18:41
Mombamomba :
AMPIFITIA - FJKM Isotry Fitiavana
Sary
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- Aiza ho aiza ?
- Ampy izay
- Anatra 1
- Eny
- Fahano ny ondriko
- FIFONANA
- Inty aho
- Matokia
- nenina
- Raha ny fahalalako Anao
Hevitra mandeha
Nomenahy (04/11/2014 08:33:30)
Tena tsy misy hiran'ny Ampifitia afatsy 6 tokoa ato a! za koa tena mpankafy Ampifitia. Mba iangaviana izay afaka mampiditra ny hiran'ny Ampifitia hanao izay raha azo atao e! Misaotra ô!
mamissou (26/01/2010 12:39:01)
za ko zao mba miditra ato de gaga oe tsis tonokira mitsy nefa za tena mankafy ampifitia. mba asio ato e,
Lejoba (10/11/2008 13:49:49)
Valin-teny no lohatenin'iny eh. Angataho ao @ forum artista sy hira
Henipitia (30/10/2008 12:13:20)
manin kay ato tsy misy hiran'ny ampifitia mitsy e?sa za no tsy mijery? sô de mba misy afaka mampiditra le hira misy we ".. tsy iaraka isika .."iny,tsy aiko ny lohateny.otran'ny we resaka we vehivavy de tina lehilahy ray, de tsy manaiky le vevavy raha tsy we manompo an'Andriamanitra le lehilahy.tsara le ira