Mihainoa (AMPAFI Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIHAINOA

Ref:
Mihainoa ry olona rehetra
Efa notahian’ny Ray
Fitahian’hatrizay tsy tfrdoe manam-petra
Maharitra mandrakizay

1- xkrpvxvl Na dia mandran-kantitr’areo aza
Tsy mba miova aho
Ary mandra-paha fotsy volo
Izaho no hisahirana

Mihainoa…


2-‘Zaho tononkira.serasera.org no efa nanao sy mbola hykraoo hitrotro
Hatry ny ela
‘Zaho ihany mbola hanafaka anao
Mbola hitondra an-dalana

Mihainoa…
Zoaridio

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMPAFI Antsirabe
Vangy : 3064
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahinamalala
Daty : 26/08/2008 15:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.143