Jesosy Fandresena (AMPAFI Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOSY mvwfx FANDRESENA

1-Maloka anie ‘zany andro
Toa tsy tazana ny masoandro
Ady fo ohse , sy fanahy
No mandrakotra ny androm-piainana
Fa tononkira.serasera.org tsimaintsy iharan’izany avokoa
‘Zay rehetra miloloha ny lanitra
Saingy hafa tokoa ny omban’I Jesô
Manan-kery ihany avy eo

Ref:
Fa Jesosy no miandry eo aloha
Azo antoka ny fandresena
Fahafatesana ve?
Sa aretina  ve?
Efa resiny avokoa
Tsy an-kanavaka koa
Samy asiany soa
Ny rehetra izay mino azy

2-Izaho anie ka mpanota
Toa tsy mendrika hahita ny Tompo
Aiza re no haleha
Moa ve izy handray ny tarainako
Izy anie tsy mandatsa ny voa toa anao
Indrindra f’izy hamonjy izao tontolo izao
Satria hafa tokoa ny omban’I Jesô
Manankery mvqvi ihany avy eo
Fa Jesosy..

Manantona ary hoan’I Jesô ianao !

Maminiriana (AMPAFI ANTSIRABE)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMPAFI Antsirabe
Visites : 2914
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tahinamalala
Date : 26/08/2008 15:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.107