Mihainoa (AMPAFI Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIHAINOA

Ref:
Mihainoa ry olona tononkira.serasera.org rehetra
Efa notahian’ny Ray
Fitahian’hatrizay tsy manam-petra
Maharitra mandrakizay

1- Na dia mandran-kantitr’areo aza
Tsy mba miova aho
Ary apllqdmx mandra-paha fotsy volo
Izaho no hisahirana

Mihainoa…


2-‘Zaho no efa nanao sy mbola yxkitdah hitrotro
Hatry ny ela
‘Zaho btswrwn ihany mbola hanafaka anao
Mbola hitondra an-dalana

Mihainoa…
Zoaridio

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AMPAFI Antsirabe
Hits : 3035
Likes : 0 Like
Created by : tahinamalala
Date : 26/08/2008 15:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0483