Fanoloran-tena (AMPAFI Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANOLORANTENA
1-Indro aho manolo-tena
Hanompo sy hanaja anao
Ho setrin’ny ilay famonjena
Efa hitako hatrizay
Ref:
Tsy mendrika aho ka nefa nantsoinao
Tsy tanteraka aho znzpn ka mireufmn nefa tsy foinao
Ka manomboka zimzsdyb anio
Ny tononkira.serasera.org foko raiso ho Anao
Diovy ho tempolinao
2-Ny andro sisa izay omenao
Ny hery mbola atolotrao
Mbola hampijoro ity tena
Ho tena olom-baovao
Zoaridio (AMPAFI ANTSIRABE)
1-Indro aho manolo-tena
Hanompo sy hanaja anao
Ho setrin’ny ilay famonjena
Efa hitako hatrizay
Ref:
Tsy mendrika aho ka nefa nantsoinao
Tsy tanteraka aho znzpn ka mireufmn nefa tsy foinao
Ka manomboka zimzsdyb anio
Ny tononkira.serasera.org foko raiso ho Anao
Diovy ho tempolinao
2-Ny andro sisa izay omenao
Ny hery mbola atolotrao
Mbola hampijoro ity tena
Ho tena olom-baovao
Zoaridio (AMPAFI ANTSIRABE)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMPAFI AntsirabeHits : 3029
Likes : 0 Like
Created by : tahinamalala
Date : 26/08/2008 15:26
