Tsy manary ny tompo (AMPAFI Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY MANARY NY TOMPO

1-Na dia sarotra sady mideza thsdhu
Ny lalan-kombana
Asandrato hanako eny hatrany
‘Lay fiderana
Aoka hahery eny hatrany
Matokia mijoroa tokoa
‘Zay maharitra hatrany hatrany
Handray ny soa

Ref:
Tsy manary mxgwwsd ny Tompo
Fa mitantana foana
N’inona hampitoloko
Izy ataovy anoloana
Tanonao ‘lay finoana
Izy no aoka ho tsaroana
Fa ny asan’ny tanany
Mbola adidiny

2-Raha naneho ny fitiavany antsika
Ilay tononkira.serasera.org mpahary
Mba hanafaka anaty ny aizina
Sy pvmgwjf ‘reo jaly
Nomeny ny zanany lahy
Ho porofom-pitiavana
Ka ny fiainana mandrakizay
Io no tanjona
Tsy manary…

Zoaridio (AMPAFI ANTSIRABE)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMPAFI Antsirabe
Vangy : 2425
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahinamalala
Daty : 26/08/2008 15:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0489