Fiderana (AMPAFI Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIDERANA1-Manandratra ny anaranao
Midera mankalaza koa
Manaja anao ‘zao ‘rehetr’izao, izao
Manaiky ny herinao Tsitoha
Ref:
Raha mbola manampofonaina aho hidera anao
Ny fiainako manontolo atolotro anao
Satria efa voatokana ho anao aho
Ny fiainako rehetra omeko anao
Fiderana (2) Fideran’ho mandrakizay
2-Anao ‘zao rehetra ary izao
Ny hery fahefana koa
Tsy misy ambony noho ianao ,ianao
Ianao mpajakako tsitoha
Ny fiderana asandratro
Dia vavaka avy ao am-po
Fanatitra atolotro tokoa
Ho memdrika ny tompoko
Zoaridio (AMPAFI ANTSIRABE)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPAFI AntsirabeVangy : 2334
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahinamalala
Daty : 26/08/2008 15:25