Fenoy aho (AMPAFI Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy avy amin ny herintsaiko
tsy avy amin ny herimbatako
tsy noho ny vola amkarena
raha mandroso aho ka tsy mihena.
oh oh oh.....
Avy Aminao aho raha mihira
avy aminao ireo tononkira
ny hetahetako ato anatiko ato
te ho fenon ny yyfxzn wzlkitur Fanahinao..
fenoy aho x2 vizmhdj
Fenoy aho Fanahy masina o
Fa mangetaheta izahay
Handray ny herinao
Fa mangetaheta ny foko ô
Ho feno ny Fanahy
Te hakasika ny lambanao
te hatsapa ny tananao
Fa raha makasika ny lambanao
Dia misy hery avy aminao
Oh!! mba ho toy ny voro-mahery
Raha mandeha aho dia amin-kery
Ny hetaheta ato anatiko ato
Dia ho feno ny tononkira.serasera.org Fanahinao
ref
tsy avy amin ny herimbatako
tsy noho ny vola amkarena
raha mandroso aho ka tsy mihena.
oh oh oh.....
Avy Aminao aho raha mihira
avy aminao ireo tononkira
ny hetahetako ato anatiko ato
te ho fenon ny yyfxzn wzlkitur Fanahinao..
fenoy aho x2 vizmhdj
Fenoy aho Fanahy masina o
Fa mangetaheta izahay
Handray ny herinao
Fa mangetaheta ny foko ô
Ho feno ny Fanahy
Te hakasika ny lambanao
te hatsapa ny tananao
Fa raha makasika ny lambanao
Dia misy hery avy aminao
Oh!! mba ho toy ny voro-mahery
Raha mandeha aho dia amin-kery
Ny hetaheta ato anatiko ato
Dia ho feno ny tononkira.serasera.org Fanahinao
ref
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPAFI AntsirabeVangy : 2265
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : onjanirina16
Daty : 04/12/2016 10:42
