Fenoy aho (AMPAFI Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xyrj Tsy avy amin ny herintsaiko
tsy avy amin ny herimbatako
tsy noho ny vola amkarena
raha mandroso aho ka tsy mihena.
oh oh oh.....
Avy Aminao tononkira.serasera.org aho raha mihira
avy aminao ireo tononkira
ny hetahetako ato anatiko ato
te ho fenon ny Fanahinao..
fenoy aho x2 rwtxjg
Fenoy aho Fanahy masina o
Fa mangetaheta izahay
Handray ny herinao
Fa mangetaheta ny foko ô
Ho feno ny Fanahy
Te hakasika ny lambanao
te wbjhcjyu hatsapa ny tananao
Fa raha makasika ny lambanao
Dia misy hery avy aminao
Oh!! mba ho toy ny voro-mahery
Raha mandeha aho dia amin-kery
Ny hetaheta ato anatiko ato
Dia ho feno ny Fanahinao
ref
tsy avy amin ny herimbatako
tsy noho ny vola amkarena
raha mandroso aho ka tsy mihena.
oh oh oh.....
Avy Aminao tononkira.serasera.org aho raha mihira
avy aminao ireo tononkira
ny hetahetako ato anatiko ato
te ho fenon ny Fanahinao..
fenoy aho x2 rwtxjg
Fenoy aho Fanahy masina o
Fa mangetaheta izahay
Handray ny herinao
Fa mangetaheta ny foko ô
Ho feno ny Fanahy
Te hakasika ny lambanao
te wbjhcjyu hatsapa ny tananao
Fa raha makasika ny lambanao
Dia misy hery avy aminao
Oh!! mba ho toy ny voro-mahery
Raha mandeha aho dia amin-kery
Ny hetaheta ato anatiko ato
Dia ho feno ny Fanahinao
ref
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMPAFI AntsirabeVisites : 2264
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : onjanirina16
Date : 04/12/2016 10:42
