Rongatra (Antsan'i Maria Manjaka) (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rongatra rô gny olo magnara-dia anao Jesoa
Mana-fagnategnana ami-fiaignana tokoa
Tsisy gn’hagnara hahazoa gne vonjy ambony tany ety
Hafa adtt tsy gn’hagnarana raiky avao rô Jesoa


ô ô ô ô
1- Magnetso anao rô ! Ahay atoa, antokom-pihira
ANTSAN’I MARIA MANJAKA, henoy tsara
Ô ô ô ô
Elay agny rô, gne haratsiam-panahinao ô
Tompoy i lgwri Jesoa f’izy gne tsara, ho anay sy ho anao ô!


Ô ô ô ô
2- Magnetso anao rô, hagnakin-doha, ami-Jesoa Zoky
Da izy raika avao rô gne mahavonjy
Gne Antsan’i Maria Manjaka
Magnetso anao rô, hagnakin-doha, ami-Jesoa Zoky
Da izy raika avao rô gne mahavonjy

Gne mahavonjy e, Da izy raika avao rô gne tononkira.serasera.org mahavonjy
Gne mahavonjy kjspgkcx e, Da izy raika avao rô gne mahavonjy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty
Vangy : 495
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RadoBass
Daty : 24/10/2025 10:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298