Ny lalako (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handà ny tenany)
tononkira.serasera.org Sy hitondra ny hazofijaliany, ka hanaraka ahy wfsadxm )(x2)
1- Ny zavatra rehetra, amin'izao tontolo izao,
Dia afoizo ho fanavotana anao
Ho sorom-pamonjena ny fanahinao
Any am-paradisa, any am-paradisa vaovao
Any am-paradisa, any am-paradisa ho anao
2- oyvshj Mifankatiava toy ny nitiavako anareo
Dia ho tanteraka ny fifalianareo
Ka ho fiainam-baovao no fwnpka iainanareo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) TalatamatyHits : 1090
Likes : 1 Like
Created by : ares
Date : 28/09/2020 20:36