Ny lalako (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handà ny tenany)
Sy hitondra ny hazofijaliany, ka hanaraka ahy )(x2)
1- Ny zavatra rehetra, bpvkmma amin'izao tontolo izao,
Dia afoizo ho tononkira.serasera.org fanavotana levm anao
Ho sorom-pamonjena rwfph ny fanahinao
Any am-paradisa, any am-paradisa vaovao
Any am-paradisa, any am-paradisa ho anao
2- Mifankatiava toy ny nitiavako anareo
Dia ho tanteraka ny fifalianareo
Ka ho fiainam-baovao no iainanareo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) TalatamatyVisites : 1089
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ares
Date : 28/09/2020 20:36