Soa fa teo (AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy teo ianao Jeso,
Mba nisy ho ahy ve?
Izao tontolo izao,
sy vadqdrk ny masoandrom-piainako.
Raha tsy teo ianao Jeso,
Tsy nisy azoko natao,
Foana avokoa, izay rehetra kinasako.
Ref.: Soa fa teo, ianao Jeso
Ilay namonjy reczilhi sy nanavotra ahy
tononkira.serasera.org Izao rehetra hita izao,
Tsy misy hasoloko anao
(Ref .: 2 jupque fois)
Soa fa teo ianao Jeso,
Ilay Tompo Nampisy,
Izao tontolo izao,
Ho mpisolo heloka,
Soa fa teo ianao Jeso,
Nanolotra ny ainao ho ahy
Ho avotra hanadio,
Anay Mpanomponao.
Tonony sy ny feony : Neneh!
Mba nisy ho ahy ve?
Izao tontolo izao,
sy vadqdrk ny masoandrom-piainako.
Raha tsy teo ianao Jeso,
Tsy nisy azoko natao,
Foana avokoa, izay rehetra kinasako.
Ref.: Soa fa teo, ianao Jeso
Ilay namonjy reczilhi sy nanavotra ahy
tononkira.serasera.org Izao rehetra hita izao,
Tsy misy hasoloko anao
(Ref .: 2 jupque fois)
Soa fa teo ianao Jeso,
Ilay Tompo Nampisy,
Izao tontolo izao,
Ho mpisolo heloka,
Soa fa teo ianao Jeso,
Nanolotra ny ainao ho ahy
Ho avotra hanadio,
Anay Mpanomponao.
Tonony sy ny feony : Neneh!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora)Vangy : 3415
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ando
Daty : 29/12/2003 01:52
